FITANDREMANA MAHAZOARIVO
Synodam-paritany Antananarivo Atsinanana
Fiangonan’i Jesoa Kristy Eto Madagasikara
EGLISE DE JESUS CHRIST DE MADAGASAR
CHURCH OF JESUS CHRIST OF MADAGASCAR
Bientôt sur www.fjkm-mahazoarivo.mg
Site officiel www.fjkm-mahazoarivo.mg





Alahadin'ny Mpitandrina
Alahady 28 Oktobra 2012
Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay, ary sahan’Andriamanitra sy trano arafit’Andriamanitra hianareo 1 kor 3 : 9

Antananarivo,faha 10 Septambra 2012
Hoan’ny kristiana zanaky ny FJKM Mahazoarivo
Malala rehetra
I'm a title. Click here to edit me.
Ampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kisty Tompo
Nohon’ny fahasoavan’Andriamanitra dia tsy avelatsika handalo foana ny 20 taona nahafinaritra niaraha-niasa tamin’ny Mpitandrina RANDRIANARISOA Satarivony mivady sy ny zanany. Ho fisaoran-tsika an’Andriamanitra dia hatokantsika ,ho ALAHADIN’NY MPITANDRINA, SANTATRY NY FANKALAZANA , NY ALAHADY 28 OKTOBRA 2012 IZAO
“Tsarovy ny mpitondra anareo izay efa nitory ny tenin’Andriamanitra tokoa izy ireo .Tsy nitsahatra nikoloko antsika sahan’Andriamanitra tamin’ny lafiny rehetra .
Niezaka nampandroso ny Fiangonantsika tamim-piotiavana sy fanetre-tena.
Hiara-dia isiaka amin’ireo hetsika fankalazana an’Andriamanitra rehetra izay hataontsika hatramin’ny volana Jona 2013 . Raha sitrapon’Andriamanitra, tsangam-bato maharitra Atolotra amin’izao fankalazana izao dia tany anorenana trano . Izany dia ho fitsonjovana ny fisotron-dronon’izy ireo.
Fotoam-pankasitrahana ireo raiamandreny mamintsika io koa ,ho tonga maro isiaka rehetra efa notahin’Andriamanitra nandriatra ny 20 taona.
Fidirana tokana 8ora .
Dia manao veloma finaritra ho anareo amin’ny anaran’i Jesoa
Ny Komity fankalazana
NY FILOHA
REZIKY ZAFIMARINA ZO
___________________________________________________________________________
Teny fampidirana
Faly miarahaba antsika lehihaly kristiana eto amin`ny FJKM……., Ampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin`Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo. Inona moa no lohahevitra banjin`ny FJKM amin`ity volana ity ? ndeha hiarantsika mamaky. …
ALAHADY 28 OKTOBRA 2012
ALAHADIN’NY MPITANDRINA
I'm a title. Click here to edit me.
Toriteny matio 25. 21-30
I
Santatry Ny Fankalazana Ny Faha 20 Taona Niaraha-Niasa
Ny Mpitandrina
ANDRIANARISOA Satarivony Mivady
Asa fanitarana ny Fiangonana
I'm a title. Click here to edit me.


_________________________________________________
mcneal-oct.2012